Tantara tamin'ny 10 Novambra 2016
Ezahan'izao Tontolo izao ny Hanakatra ny Dikan'ny ‘Trumpocalypse’
Raha mbola mandeha mivenjivenjy mitety ny resaka fifidianana tao amin'ny firenena i Etazonia - sy izao tontolo izao, misaintsaina ny fo,ba nahalany an'i Donald Trup ho filoha voafidim-bahoaka ireo Amerikana sy ny vahoaka manerana ny tany
Mitolona Hiarovana Ny Toerany Ara- Politika I Zuma Filohan'i Afrika Atsimo Taorian'ny Tatitra Fanaovan-Kolikoly
"Raha mbola filoha i Zuma aorian'ity sedra mafy ity dia vazivazy tsy misy tsilon'ny demaokrasia ara-dalàm-panorenana isika ", hoy ny mpisera iray ao amin'ny Twitter any Afrika Atsimo.
Hazakazaky Ny Mpiaro Tontolo Iainana Eto Madagasikara Handringanana Radàka Misy Poizina
Tian'ny mpiaro ny tontolo iainana ny handringanana ilay aziatika mpanani-bohitra, saingy voaporofo fa sarotra ny mahazo vatsy ilaina ho amin'izany.
Iza i Duterte? Podcast andiany “Into The Deep” (Fidirana Lalina)
Zanaka vehivavy janga no niantsoany an'i Obama, filohan'i Etazonia. Namono an'arivorivony ny ady ataony amin'ny zava-mahadomelina. Saingy vao ny antsasaky ny tantara fotsiny ihany izany raha ny filohan'i Filipina Rodrigo Duterte no asiana resaka.