Tantara tamin'ny 04 Aogositra 2016
Kanefa, Nisy Mpiaro Tontolo Iainana Iray Hafa Indray Novonoina Tany Honduras. Rahoviana Izany No Hifarana ?
"Takianay ny hanatsaharan'ny governemanta eto Honduras ny famonoana ireo mpikatroka mafana fo mpiaro ny tontolo iainana. Atsaharo ny famonoana anay nohon'ny fiarovanay ny zonay.."
Iza Ireo Ray Amandreny Loza Be Ao Hong Kong?
"Nohazavain'ireo [manam-pahefana ao amin'ny anjerimanontolo] fa na dia tsy nosakanan'ny sekoly aza ireo fianakaviana mangataka ireo mpiasa an-tranony mba handamina ny efitranon'ireo mpianatra, dia tsy namporisika izany ihany koa izy ireo..."
Mizotra Mankany Amin'ny Fihodinana Faharoa Ny Fifidianana Ho Filoham-Pirenena Ao São Tomé Sy Príncipe
Hisy fihodinana faharoa ny fifidianana tao Sao Tomé-sy-Principe. Nisy toe-javatra mampisy adihevitra ny fanisam-bato na dia nilaza aza ny mpanaramason'ny Vondrona Afrikana fa nandeha tsy misy tomika ny fifidianana.
Mahatsiaro An'i Mahasweta Devi, Ilay Mpanoratra Indiana Sady Mpikatroka Ny Zon'ny Foko
Tamin'ny fahalasanan'i Mahasweta Devi vao haingana: mbola velona amin'ny alàlan'ny asa-sorany ilay mpanoratra sady mpikatroka.