Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

13 Marsa 2016

Tantara tamin'ny 13 Marsa 2016

Minia Mijery Izay Ao Amin'ny Tambajotrantsika.

"Saingy izao no izy: tsy mampaninona ahy ny tsy miombon-kevitra amin'ny zavatra hitako antserasera. Mihoatra noho izany aza; te-hahita zavatra tsy itovizako hevitra aho amin'ny aterineto. ."

Caroline Avaratra, Mpianatra Amin'ny Ambaratonga Ambony Mety Ho Fandroahana Ho Any Amin'ny “Fahafatesana Azo antoka”, Na Eo Aza Ny Fanoheran'ny Mpampianatra Sy Ny Filankevi-pitantanan'ny Sekoly

Niampita ny sisintany fony mbola tsy ampy taona ireo mpianatra enina avy any Amerika Afovoany miatrika hamùerenan'i Etazonia azy any amin'ny firenena niaviany, ary mety hiatrika loza hahafaty azy ireo raha tafaverina any amin'ny firenena niaingàny.

Miverina An-Dalambe Indray Ny Hetsika Libaney “Maimbo Ianareo”

Valo volana taorian'ny nidinana an-dalambe hanoherana ny fitombon'ny fako misavovona ao Libanona, tsy mbola mivaha ihany ny olana. Niverina an-dalambe indray ireo mpanao hetsipanoherana androany 12 Martsa.