Tantara tamin'ny 05 Desambra 2015
Nogaomain'ny Thailandey mpanonta pirinty ny lahatsoratra amin'ny fonon-gazety International New York Times
"Nesorin'ny mpanota pirinty teto Thailandy ny lahatsoratra teto amin'ity toerana ity. Tsy misy idiran'ny International New York Times sy ny ekipam-panoratana ao aminy ny fanesorana azy. ."
Fa maninona no tsy avy tahaka ny mahazatra an'i Ginea-Bisao ny orana?
Raha mifanakalo hevitra amin'ny fiovan'ny toetrandro ao Parisy ny mpitondra manerana izao tontolo izao dia mampatahotra amin'ny mahalonaka ny tany sy ny fiveloman'ny vahoakan'i Ginea Bisao ny fihenan'ny orana sy ny fiakaran'ny ranomasina.
Saka, hira an-dalambe ary ny maha Amazoniana: Any amin'i Però mahatalanjona ny Instagram Global Voices
Juan monina ao Lima no tonian'ny Lingua amin'ny teny espaniola ato aminay ary mpitari-dalana antsika indray ao amin'ny #InstaGV, fisantaran'andraikitra vaovao izay maneho ny hakanto, ny hamaroana sy ny fivelaran'ny fikambananay ato amin'ny Global Voices...