Tantara tamin'ny 08 Novambra 2015
Mpanao Sariitatra ao Myanmar Manakaiky Ny Vahoaka
"Maro no milaza fa ireo mpanao sariitatra na ireo mpanao gazety dia tsy tokony hitanila, fa tsy maintsy ho tsy miandany. Diso izany. Tsy maintsy manana fitongilanana izy ireo. Tsy maintsy. Amin'ny hoe fitongilanana, tsy hoe fitsarana an-tendrony no lazaiko."
Firenena Latsaka An-katerena Mandritra ny 30 Andro Ny Vondro-Nosy Maldives, Mihantona Ny Zo Fototra
Tokony hahafantatra momba an'i Maldives ireo mpanara-baovao vahiny: 1) Mbola tsy nisy ny IED (fitaovana mety hipoaka tampoka). Krizin'ny orinasa mpamokatra izany. Tsy mbola nisy demokrasia mihitsy teto
Tantara an-tsarimiaina ‘South Park’ Nampiseho Ny Filohan'i Shina Manoroka Vehivavy. Iza Io Vehivavy Io?
Niahiahy ireo Shinoa mpankafy ny tantara an-tsarimiaina South Park, fa mety ho voaràra ny tantara noho i Xi Jinping manoroka vehivavy miteny Koreana izay tsy vadiny amin'ny fiafaran'ny tantara.
Namorona Ny Tafika Mpirotsaka An-tsitrapo Ao Amin'ny Aterineto Ny Nasiônalista Shinoa “Papango”, Hanohitra ireo “Hery Fahavalo”
Ho fanampin'ny mpirotsaka an-tsitrapo ho an'ny fanovàna, ny Ligin'ny Tanora Kaominista Shinoa ao amin'ny Aterineto, mizaka tena samirery ihany koa ny nasiônalista elatra havanana, nanangana ny tafika mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny Aterineto mba hanindrahindra ireo heviny sy hanapim-bava ireo tsikera.