Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

14 Avrily 2014

Tantara tamin'ny 14 Avrily 2014

Ilay Mpiangaly Rap Ja Rule no Endrika 23000 dolara Vaovaon'ny Diamondran'i Botswana

Ny diamondra no tena fanondranana goavana mampidi-bola ao Botsoana, ka tsy faly ny sasany tamin'ireo mpiserasera manoloana izany hoe mpiangaly rap no hampiroborobo ny diamondra ao amin'ny firenena.

Mankafy Wikipedia i Odia

Rising Voices

Teny efa ela 2500 taona ny Odia avy ao amin'ny faritra Odisha (fantatra teo aloha amin'ny anarana Orissa). Vao tsy ela ny teny Odia no nahazo ny satan'ny teny klasika Indiana, ka nankalaza izany vao haingana tao Bhubaneswar ireo Wikipediana Odia .

Any Havana, Fanolorana Boky Tsy Misy Takalony

"Ity boky ity dia omena an'izay rehetra mahita azy fa ny takalony kosa dia ny hanolorany azy indray ho an'olon-kafa rehefa voavakiny ilay izy mba hankafizany azy koa."