Tantara tamin'ny 18 Desambra 2013
Mety Hanakatona Ireo Habaka Mamoaka Vaovao Momba Ny Famoriam-bahoaka Tsy Nahazoan-dalana Ny Governemanta Rosiana
Hifidy lalàna manome fahefana ny biraon'ny Mpampanòa lalàna hanakatona izay habaka mampiantrano vaovao mandrisika ny vahoaka hanatrika fihetsiketsehana tsy nahazoan-dalana ny parlemanta rosiana
Mpanohitra Politika Saodina Karavasiana, Didy Navoakan'ny Mpitsara
Nosaziana higadra efa-taona an-tranomaizina sy kapoka karavazy 300 noho ny fikatrohany milamina ilay Saodiana mpikatroka ny zon'olombelona al-Saed nandritra ny fotoam-pitsarana miafina.
Okraina: Ho Fanoherana Ny Herisetran'ny Mpitandro Filaminana, Nanakana Tranonkalan'ny Governemanta Ireo Mpijirika
Araka ny tatitry ny Global Voices, tsy voalohany izao no naneho ny tsy hafaliany amin'ny governemanta Okrainiana tamin'ny alalan'ny fanidiana ireo vohikalany na ny famoahana antsokosoko ny mombamomba ny governemanta ireo vahoaka Okrainiana mahafehy ny momba ny teknolojia
Lahatsary: Iza No Mifehy Ny Aterineto?
Inona no atao hoe fitantanana ny Aterneto? Video vaovao iray an'ny Fundacion Karisma no nanomana fampianarana fohy misy ny iray amin'ireo fikorontanana izay miantraika amin'ireo mahery fo mpiaro ireo zo niomerika ankehitriny.
Nandefa Bitsika 24,2 Tapitrisa ny Masoivoho Fitsikilovana Sy Ny Tafika Mba Hanodikodinana Ny Fifidianana Any Korea Atsimo
Naboraky ny ampamoaka iray vao haingana fa voalamina sy natao tamin'ny maridrefy avo dia avo ilay fanodikodinana ny fifidianana filoham-pirenena. Mitroatra anatinà bitsika mifono hatezerana ny tontolon'ny Twitter ao Korea Atsimo.
Teknolojia Ho An'ny Fanamafisana Ny Fandriampahalemana: Rakitra Anaty Aterineto
Mikendry ny hampahafantatra ireo fihaonana eo amin'ny ' fanamafisana ny fandriampahalemana sy ireo teknolojia vaovao eran-tany ny Build Peace Database, amin'ny alalan'ny fifantohana amin'ny fifandraisana, ny tambajotra sosialy ary ireo teknolojianny lalao.
“Mampatahotra An'i Putin Ny Tontolo Ivelany”: Miady Hevitra Mikasika An'i Okraina ireo Rosiana
Misy "plugin" Twitter iray ve afaka ampiasaina hanapahana ireo mpitsikera politika rehetra izay, mitoetra eo amin'ny tranokely fisotroan-kafe ao Maosko, ka miady hevitra mikasika ny lahatr'i Okraina?
Fandefasana Lahatsary An-Taratasy Avy Amin'ireo Vondrom-piarahamonina Zanatany Ao Oaxaca
Fomba iray ho an'ireo ankizy ao amin'ireo vondrom-piarahamonin-janatany mitoka-monina ao Oaxaca mba hampisehoany ny sasantsasany amin'ireo zavatra tiany indrindra any amin'ny tanànany ary hampifandray azy ireo amin'ny hafa erak'izao tontolo izao ny Lahatsary an-Taratasy, amin'ny alalan'ny herin'ny lahatsary.
Manafika Ny Facebooki-n'i Messi ireo Jiolahim-boto Anaty Aterineto Avy Ao Iran
Nametaka safiotranà tsikera maharikoriko teo amin'ny pejy Facebook-n'ilay mpilalao baolina kitra teratany Arzantina ireo Iraniana alohan'ny fiadiana ny Tompon-daka era-tanin'ny baolina kitra.