Tantara tamin'ny 17 Novambra 2013
Mampihatra Ny “Fitànana am-ponja Tsy Misy Fitsarana” i Malezia
Nanamafy hatrany ny governemanta fa tena ilaina ny hampiharàna lalàna henjana hiadiana amin'ireo Jiolahy sy ny vondron'olona mpanao herisetra. Kanefa maro ireo mpanakiana no manahy fa hanitsakitsaka ny zon'olombelona maro io didy io.
Tonizia : Lasa Hira Fanevan'ny Tanora Ilay Rap
Tonga hira fanevan'ny tanora Toniziana ilay lahatsarin-kira rap Houmani rehefa narahan'ny olona maherin'ny 3 tapitrisa tao amin'ny Youtube. Tantarain'i Afef Abrougui amintsika ny antony.
Mpanakanto Rosiana Mamantsika Ny Vihiny Teo Amin'ny Kianja Mena
Artista Rosiana iray mahamenatra no namantsika ny vihiny teo amin'ny rarivato ivelan'ny fasan'i Lénin tao amin'ny Kianja Mena. Ahoana ny fihetsiky ny Rosiana ?
Espaina : Melohin'ireo Niharan'ny Fampihorohoroana Ny Amnesty International
Arovan'ny ankamaroan'ny mpiserasera amin'ny aterineto ny asan'ny Amnesty International , ny Fikambanana Iraisam-pirenena miady ho an'ny zon'olombelona.
Etiopiana Mpanao Gazety Mihantsy Ny Lalàna Hiadiana Amin'ny Fampihorohoroana
Nametraka fitoriana mikasika an'i Etiopia any amin'ny Kaomisiona afrikana miaro ny Maha-olona sy ny Zon'ny Vahoaka, ireo mpanao gazety anaty aterineto tsy miankina roa. Nitsangana izy ireo hanohitra ny fandikàna vilana ataon'ny fanjakana mikasika ny lalàna hiadiana amin'ny fampihorohoroana izay toa natao hanafoanana ny fahalalahana haneho hevitra.