Tantara tamin'ny 04 Novambra 2013
Asaina Mandrakitra Ho Lahatsary Ny ‘Fiainany Anaty Andro Iray’ Ny Italiana
lahatsary fohy mikasika ny fiainan'izy ireo andavanandro izay hatambatra sy hasongadina miaraka anatinà lahatsary lavabe homena lohateny hoe "Italia ao anatin'ny Andro Iray" [it] havoaka amin'ny faran'ny taona 2014
Lahatsary Mahatsikaiky Ho Setrin'ny ‘Vonoy Daholo Ny Olona Ao Shina”: Shinoa Tsy Mety Maty
Ny fomba mendrika indrindra hiatrehana ny fihetsehampo manilikilika dia ny fahazakàna hanihany sy fahafantarana tsara ny anton'ilay fankahalàna
Ejipta: Sehon'i Bassem Youssef Voaràra Taorian'ny Fanenjehana Araka ny Lalàna
Nitàna ny fofon'ainy ry zareo Ejiptiana teo ampiandrasana ny Al Bernameg, seho mahatsikaikin'i Bassem Youssef' tao amin'ny fahitalavitra ; Amin'izao fotoana, ny harivan'ny tokony handefasana ny fizaràna faharoa, nesorina tsy azo halefa ilay fandaharana.
Vola Mampihomehy Ho An'ny Lalao Olaimpikan'ny Andro Ririnina Any Rosia
Ny tantara ratsy akaiky indrindra momba ny Lalao Sochi dia mifamatotra amin'ilay vola taratasy vaovao 100-ruble natao ho an'ny Lalao Olaimpika navoakan'ny Banky Foiben'i Rosia tamin'ny herinandro lasa teo.
Madagasikara: Mbola Eo Ampiandrasana Voka-Pifidianana Ho Filoham-Pirenena
Efa herinandro izay no lasa hatramin'ny nifidianan'ny teto amin'ny firenena izay ho filoham-pirenena vaovao izay sambany hatramin'ny nisian'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 2009.