Tantara tamin'ny 23 Avrily 2011
Ny boky fitarihana “Mibilaogy amin'ny lafiny tsara (Bloguer positivement)” amin'ny teny swahili

Faly mampilaza ny Rising Voices fa ny boky fitarihana azy ireo ” Mibilaogy amin'ny lafiny tsara (Bloguer positivement)” dia efa misy amin'ny fiteny swahili noho ny fandikan-teny nataon'i Collins Oduor, izay anisan'ireo...
Azia Afovoany: Hevitra sy zava-baovaon'ny BarCamp
BarCamp ao Azia Afovoany, valandresaka tsy miresa-barotra faha-efatra ho an'ireo za-draharaha amin'ny valan-tserasera no natao tao Almaty, Kazakhstan, ny 15-17 Aprily 2011, ka nahavory ireo mpanao gazety, bilaogera, manam-pahaizana manokana momba...
Yemen: Fihetsiketsehana Mahery Vaika Tamin'ny “Zoma Ala-nenina Farany”
Mpanao fihetsiketsehana an-tapitrisany no nameno ny kianjan'ny Sanaa sy i Taiz, mba hitaky ny fialan'ny fitondrana Ali Abdulla Saleh. Izay nantsoina hoe Zoma ala-nenina farany , vonona ny hanongana an'i...
Syria: Tadiavin'ny Vahoaka Ny Hialàn'ny Fitondràna
Syria is heating up this Friday, with news of fresh protests in many provinces, and more violence as the regime tries to crackdown on the unrest, which started on March 15. Netizens keep us updated on Twitter and YouTube.
Tetikasa “Exploring Taboos”, diaben'ny vehivavy an-tapitrisa

Noraiketin'ireo gazety malaza ary koa ny vaovao an'olo-tsotra an-tantara ireo zava-niseho nandritra ny revolisiona Ejyptiana, ka nitodika tany amin'ny fampandrosoana izay niteraka ny fionganan'i Hosni Moubarak tamin'ny 11 febroary 2011...