Tantara tamin'ny 29 Aogositra 2010
Pakistana: Ezaka fanampiana – Tatitra avy any an-toerana
Indraindray, mila traik'efa betsaka vao afaka mahatsapa ny tena mampalahelo amin'izao zava-mitranga izao. Ato amin'ity lahatsoratra ity izahay mizara tatitra sasany avy amin'ny mpanoratry ny Global Voices Salman Latif any Multan izay vao tsy ela no tany amin'ny faritr'i Muzaffargarh sy Mehmood Kot any Pakistan mba hizara fanampiana ho an'ireo tra-boina.
Sina: fanatsaràna ny GFW

Ny tatitra avy amin'ireo loharano samihafa dia niteny fa voasakana any Sina nanomboka tamin'ny Zoma (27 Aogositra) ny Freegate, iray amin'ireo fitaovana malaza fandinganana ny sakana . Rehefa mandefa ilay...
Kolombia: miteraka resabe ny horonantsary mikasika ny fanipazana saka iray navoakan'ny Radio DJ
Nahatezitra ny mpitia biby tany Medellin, Kolombia ny video iray navoakan'i DJ Yohan Melguizo tao amin'ny valan-tseraseran'ny Facebook roa volana lasa izay .