Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

12 Avrily 2010

Tantara tamin'ny 12 Avrily 2010

Poland: Fihetsika amin'ny horonantsary taorian'ny fahafatesana noho ny fianjeran'ny fiaramanidina

Taorian'ny vaovao mampalahelo tamin'ny nahalasanan'ny Filoha Lech Kaczyński sy manamboninahitra 95 hafa, manomboka herinandro fisaonana amin'ny fomba ofisialy i Poland. Ankoatry ny habetsahan'ny fihetsika tamina toerana isan-karazany amin'ny aterineto, ireo hafatra amin'ny horonantsary koa dia fitaovana iray matanjaka anehoana ny fihetsehampon'ny firenena manontolo.

Aostralia: Fandrarahana solika tao amin'ny ‘Iconic Waters’, fampitandremana ho an'i Obama

Misy sambo Sinoa iray mpitatitra arintany mandraraka ny solika avy aminy ao amin'ny Harambato 'Corail' lehibe izay ahafantarana an'i Aostralia. Manangona ny hevitr'ireo mpitoraka blaogy ny mpanoratry ny GV, Kevin Rennie