24 Febroary 2010

Tantara tamin'ny 24 Febroary 2010

Shina: rafi-pisoratan'ny vohikala anarana

GV Mpisolovava  24 Febroary 2010

Araka ny navoakan'ny gazety Sohu IT tamin'ny 22 febroary dia namoaka filazana ny Minisiteran'ny Indostria sy ny Teknolojian'ny fampahalalam-baovao (MIIT) ka mangataka ny hanamafisana ny rafitra isoratana anarana (amin'ny famoahana...

Rosia: Tetikady miaramila vaovao sy ny fiarovam-baovao

Akon  24 Febroary 2010

Namoaka ny tetikady (doctrine) miaramila vaovao[RUS] (hitanao ato ny dika amin'ny teny anglisy) hampiharina mandritra ny folo taona indray i Rosia tamin'ity volana febroary ity. Na dia tsy misy filazana mivantana...