Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

07 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 07 Avrily 2008

Zimbaboe : Raha mba nahazo nifidy ireo ankizy

If only kids could vote then Mugabe would have been really beaten “Raha mba nahazo nifidy ireo ankizy dia ho tanteraka ny fandresena an'i Mugabe” Hoy ny mpiara dia amiko, zazavavy 11 taona. They should let us vote because there are more kids than adults. All my friends at schools...

Zimbaboe : Valiny feno hoan'ny fifidianana loholona

This is Zimbabwe no mampita ny valiny feno mikasika ny fifidianana loholona izay navoaky ny ZEC izay Sampandraharaha fanaraha-maso ny fifidianana any Zimbaboe [Zimbabwe Electoral Commission] : The final count, for those 60, is as follows: Zanu PF has 30 seats, the MDC MT has 24 seats and the MDC...

Eoropa atsimo atsinanana, Rosia: Ady, Fandriampahalemana ary tantara ifampizarana

Vladikavkaz renivohitry Ossetia Avaratra any Rosia, nametraka a baoritra kisarintsoratra amin'ny teny Rosiana izay ho sarotra tanterahina any Kaokazy avaratra ny mpampiasa ny LJ alan-tskhurbaev:   Kosovo is Serbia! Kosovo an'i Serbia! Raha mitaha amin'i Ossetia atsimo faritra miendaka amin'i Georgia, izay iheveran'ny mpitarika ao fa fanombohan-javatra iny fahaleovantenan'i Kosovo...

Jordana: Inona no famakin'ny zanatsika?

“Inona no famakin'ny zanatsika ?” hoy Batir Wardam jordaniana (Ar) manontany, nanoloana ny fangatahan'ity zazavavy iray naniry hividy bokin'ankizy tao amin'ny toeram-pivarotam-boky iray kanefa nodian-dreniny fanina fotsiny. Nandritry ny naha tao amina toeram-pivarotamboky iray azy no nandrenesan’ i Wardam ny resaky ny zazavavy iray sy ny reniny: قبل فترة وبينما...