Tantara tamin'ny 07 Desambra 2007
Shina : Rotaka teo amin'ny mpizahatany sy ny Pôlisy tany Makaô
Nisy rotaka nitranga tamin'ny Pôlisy any Makaô sy ny mpizahatany avy tamin'ny “tanibe” [Shina]. (Tamin'ny fanambarana farany, nolavin'ny mpitondra any Makaô ny fisian'izay rotaka tamin'ny Pôlisy, ambaran-dry zareo fa fanazaran-tena tsy lavitra teo...
Iran : “Nahoana no tsy Yahoo no toerana tandrify ?”
Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia manohy ny tolona ataony mba hamerenan'ny vohikala Yahoo mail an'i Iran anivon'ireo firenena azo isafidianana [Farsi], dia nametraka ary ny tetikasa...
Cap-Vert : Atsaharo ny fanendahana !
Ny mpiblaogy Pedrabika dia mamoaboafy momba ny tahan'ny fanendahana izay avo tokoa any Cape Verde, ary manainga ny maro mba hitroatra, manomboka amin'ny hetsika atao ny Zoma 14 Desambra 2007 [hanoherana...