06 Desambra 2007

Tantara tamin'ny 06 Desambra 2007

[GV Show Special] Tafatafa miaraka amin'i Wahda Masrya – Tovovavy Egyptiana

  06 Desambra 2007

Nandritra ny fotoam-pamaranana ireo andiam-pivoriana niompana tamin'ireo sehatra vaovao hoan'ny seraseram-pifandraisana izay notarihiko tany Aleksandria, tany Egypta, saika izay rehetra nandray fitenenana dia nidera an-dRamatoa Shahinaz Abdelsalam, izay maro mpahalala anivon'ny Blaogôsfera amin'ny anaram-bosotra hoe Wahda Masrya – tovovavy Egyptiana. Izy irery no mba hany tera-tany avy ao Aleksandria sady...

Egypta : Momban'ny tantaran'ilay totozy manidina

  06 Desambra 2007

Fony isika mbola zaza dia samy nijery ireny sarimihetsika an-tsariitatra natao hoan'ny ankizy na “dessins animés” ireny. Raha ny tena marina dia maro amintsika no mbola tia mijery ireny na dia efa izao lehibe izao aza. Ary tsindraindray ny sasany amin'izy ireny dia mifahatra ao an-tsaintsika ao ary manana fiantraikany amin'ny fiainantsika aza. Ny mpiblaogy Captain...