Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

15 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 15 Novambra 2007

Tontolo iainana : « Hirehitra i Afrika »

Ny mpiblaogy Traysee dia mitatitra momba ny vokatry ny fiovan’ny toetr’andro amin'i Afrika. Mikasika an'i Afrika Atsimo manokana dia izao no fijeriny : « South Africa, being the powerhouse of Africa, has done little to address its own global warming problems. This has, therefore, set a poor example for the rest of...

Mozambika : Resaka momba ny famonoana vokatry ny fitsaram-bahoaka

Ny mpiblaogy Carlos Serra dia mitatitra ao amin'ny blaogy Diário de um Sociólogo ny fivoriana izay notanterahina tany Mozambika momba ny famonoana vokatry ny fitsaram-bahoaka izany hoe famonoana « tsy misy fitsarana ara-drariny » [lynchage]. Ny blaogy UDS [Unidade de Diagnóstico Social] no mivoy izany fifanakalozan-kevitra izany. Paula Góes

Tontolo iainana : « Boriboritany tandidomin-doza »

Ny mpiblaogy Omar Basawad dia tena voaentana raha mahita ny hamaroan'ireo fandaharana miompana amin'ny lohahevitry ny fandalana ny tontolo iainana anivon'ny fampahalalam-baovao ankehitriny : « For the last few weeks, CNN has been airing these very interesting, informative and at the same time, heart wrenching and grim reports: ‘Planet in Peril';...

Nizeria : Famirapiratana sy fihemoran'ny Festac Town

Ny mpiblaogy Adeola dia mitatitra momba ny famirapiratana fahiny sy ny fihemoran'ny Festac town any Nizeria ankehitriny : « This year 2007 marks the 30th Anniversary of Festac Town as a residential area. Festac is still one of the largest residential estates south of Saharan Africa. When I started living in Festac...