Tontolo iainana : « Hirehitra i Afrika »

Ny mpiblaogy Traysee dia mitatitra momba ny vokatry ny fiovan’ny toetr’andro amin'i Afrika. Mikasika an'i Afrika Atsimo manokana dia izao no fijeriny :

« South Africa, being the powerhouse of Africa, has done little to address its own global warming problems. This has, therefore, set a poor example for the rest of the African continent. »

« I Afrika Atsimo izay tena avokavok'i Afrika, aza dia tsy nanao ezaka firy hitsaboana ireo olana nateraky ny fiakatry ny hafanan'ny mari-pana ao aminy. Izany dia lasa ohatra ratsy hoan'ireo firenena Afrikana sisa. »

Juliana Rotich

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.