Tantara tamin'ny 13 Novambra 2007
Kamerona : 25 taona nitondrana
Ny mpiblaogy Dibussi Tande dia mamoavoafy ny 25 taona nitondran'i Paul Biya, filoham-pirenena Kameroney : « When Paul Biya became president on November 6, 1982, he seemed determined to break...
Ghana : « Outsourcing » hoan'i Afrika
Ny blaogy The Big Change dia mitatitra mikasika an-dRamatoa Estelle Akofio-Sowah mpandraharaha Ghaniana : « The Internet-provider business that she launched in Accra in 2001 has gone on to become...
Sierra Leôna : Mandro ao anaty sô
Ny mpiblaogy Sandra monina any Freetown, dia mitatitra mikasika ny fandroana ao anaty sô fahita any Sierra Leôna : « In my last post, I mentioned having to take a...
Nizeria: Milina azo ampiasana ny karatra Visa hakana vola samirery
Ny mpiblaogy David Ajao dia nahita milina fakam-bola samirery azo ampiasana ny karatra Visa : « I was plesantly surprised last night to discover that ATMs that support Visa cards are now...
Ghana : Vao mainka miharatsy ireo olana ara-tontolo iainana
Ny mpiblaogy Leanne dia mitatitra mikasika olana tsy mety voavaha sady mampalahelo any Ghana : « You know I love Ghana, and especially Ghanaians, and god knows America is not a world...