Ny mpiblaogy David Ajao dia nahita milina fakam-bola samirery azo ampiasana ny karatra Visa :
« I was plesantly surprised last night to discover that ATMs that support Visa cards are now available in Nigeria »
« Omaly alina aho dia faly sady variana raha nahita fa hay efa misy milina azo ampiasana ny karatra Visa hakana vola samirery aty Nizeria »
[Fantatra koa amin'ny anarana hoe « Cash machine » ny ATM | automated teller machine, na GAB | guichet automatique bancaire, na DAB | distributeurs automatiques de billets]