Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

08 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 08 Novambra 2007

Zimbaboe : Ny aotra no mitroatra na tantara voafintin'ny dolara zimbaboeana

Milaza ny namoahana ny lahatsary (ny lahateny sy lahatsoratra ve misy dia tsy hisy ny lahatsary?) DVD vaovao mitondra ny lohateny hoe Hero to Zero [ny aotra no mitroatra]: Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina ny bolongan'ny kubatana: “… DVD vaovao, ny aotra no mihoatra, Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina dia milaza ny fihintsanan'ny sandambola Zimbaboeana...

Kôngô (RDK) : Fitanterana entana any Kinshasa

Ahoana no fomba itanteranao entana raha any Kinshasa ianao? Ny blaogy Congo Girl dia manazava : « People move items around by vehicle a lot of the time, but it's not always an option. If you don't have a truck on hand, you can always rent a guy with a wheelbarrow...

Kenya : Tahirim-bola ‘tsinjo vodiandro merika’ hoan'ny tontolo iainana

Mba hiarovana ny fahambangana mety hitranga nohon'ny fihenan'ny fidirambolan'ny fizahantany, ny mpiblaogy Richard Leakey dia manolotra soso-kevitra ny hamoronana tahirim-bola mba ahafahana mitsinjo “vodiandro merika” ny tontolo iainana : « This tourism revenue is both a short term boon and a long term risk. Tourism is notoriously fickle and prone to external threats. For...

Nizeria : Taranja vokarin'ny MIT hampiasain'ny Anjerimanontolo Nizeriana

Ny blaogy AfricanLoft dia manoratra mikasika ilay Anjerimanontolo Nizeriana izay mampiasa amin'ny alalan'ny Aterineto, taranja novokarina tany amin'ny Anjerimanontolo Amerikana fata-daza MIT [Massachusetts Institute of Technology] : « The Osun State University, Osogbo [Nigeria], has launched a virtual library and OpenCourseware that will enable its students and faculty members to have access...

Afrika Atsimo : Nivoaka ny endrika Beta-n'ny SynthaSite

SynthaSite dia rafi-kajy [software | logiciel] narafitra tany afrika atsimo mba hanamorana ny famoronana vohikala hoan'ireo olona tsy mbola havanana loatra amin'ny lafiny teknika manodidina izany: « The structure of the site is geared more around making it easy for users with no technical (html & css) knowledge to create...

Isiraely: Fony namono an’I Rabin i Yigal

Indroa praiminisitry Isiraely Atoa Yitzak Rabin dia tamin’ny 1974 – 1977 sy tamin’ny 1992 ka hatramin’ny namonoana azy tamin’ny 1995. Efa nahazo ny loka Nobel momba ny fandriampahalemana Atoa Rabin raha novonoin’ilay mafana fo antsoina hoe Yigal Amir avy amin’ny hery farany havanana indrindra izay nanohitra tamin’ny heriny rehetra ny...