Tantara tamin'ny 23 Oktobra 2007
Iran : Tantara an-tsarin'ny tantara ho hitan'ny mpifankatia Iraniana roa
Ny blaogy Husband [Farsìa] dia mitantara amin'ny alalan'ny sary 8 ireto zatovo roa mpifankatia, izay nosavain'ny mpitandro ny filaminana kara-panondro, ary satria sarona fa tsy mpihavana ry zareo … dia...
Ghana : Vahaolana hoan'ny fifamoivoizana any Akra
Raha isan'ireo mihevitra ianao fa maro loatra ireo fifamoivoizana any Akra [Accra, renivohitr'i Ghana], ny mpiblaogy Emannuel Bensah dia manolotra ny heviny : « Let's use the bicycle! » «...
Borkina Fasô : Sarimihetsiky ny lasin'ny ankizy
Ny blaogy under the Acacias dia maneho sarimihetsika ahitana ny lasin'ny ankizy natao tany Borkina Fasô : « Here is a short 4 minute video with clips of the Kids...
Afrika : Fampitaovan'ny Amerikana an'i Afrika ara-miaramila
Ny mpiblaogy Alex dia mamelabelatra mikasika ny tosiky ny Amerikana hamerina indray ny fampitaovana an'i Afrika ara-miaramila : « Now in the age of a supposed ‘war on terror’ the...
Nizeria : « Angidim-by vita Nizeriana » tany Kano
Ny blaogy Afrigadget dia mitatitra momba ilay « angidim-by [hélicoptère] vita Nizeriana » : « Yahoo! News carries a story from October 21st about Mubarak Muhammad Abdullahi of the Kano...
Afrika : Ny hantsan'ny tambanjotra miridiridy
Ny blaogy Bankelele any Kenya dia mitatitra ny fahasahiranany eo amin'ny fampiasana aterineto nohon'ny « hantsan'ny tambanjotra miridiridy » : « Also as more and more local video content and...
Afrika : Avia amin'ny boatin-drakitra io anilanao io
Ny blaogy Diary of a Mad Kenyan Woman na diarin'ilay vehivavy Kenyana adala dia mizara ny fijeriny feno fanontaniana mihoatra ny firongatr'ireo « asa soa » Erôpeana any Afrika :...
