Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Marsa, 2020
‘Ho rakotry ny hiranao ireo toeram-pisotroana': Faraveloma ataon'i Karaiba ho an'i Kenny Rogers
"Niankina tamin'iny, Kenny Rogers, rehefa mandao ny latabatra lavabe filokàn'ny fiainana ny "coronavirus", maka ny marobe aminay hiaraka aminy, mbola ho rakotry ny hiranao ireo toerana fisotroana."
Nilaza amim-pahadisoana ny fankatoavan'i Jamaika azy ny politisianin'i Kosovo. Fa naninona no tsy nanamarina ny media?
Nilaza ny fankatoavan'i Jamaika ny fireneny ho manana ny fiandrianam-pireneny nahazo tatitra betsaka tamin'ny media ny manampahefana Kôsôvara tamin'ny 19 febroary. Ary notsipahan'i Jamaika avokoa izany rehetra izany avy eo.
Tranga COVID-19 roa voamarina; mandray fepetra i Trinidad & Tobago
Nakatona ny sekoly, tsy avela hiantsona ireo sambo mpitondra mpizahatany, nofoanana ireo hetsika goavana satria manao ezaka hifehezana ny fiparitahan'ilay viriosy ny governemanta.
Lalao Olaimpika, sambany nandefa “gymnaste” i Trinité-et-Tobago saingy tsy ilay noeritreretinao
Namotika ny nofinofy olaimpikan'i Thema Williams ny fanambaràna vao haingana nataon'ny Kaomity Olaimpika ao Trinité-sy-Tobago.