Tantara mikasika ny Curaçao
Ny Andron'ny Tany manakaiky, ireo Karaibeana manohy ny ady amin'ny fisamboaravoaran'onjan'ny plastika, saingy mbola manantena
Na eo aza ny sary matromatroka, ara-drariny ny filazana fa miady amin'ny plastika ihany koa i Karaiba sady manamafy fa ao anatin'ity ezaka ity dia fiasàna mahomby ny fiarahamiasa.
Miomana hiatrika tafiotra trôpikaly ny faritra atsimon'i Karaiba
Miaraka amin'ny vinavina hoe "ho ambony noho ny tokony ho izy" ny vanimpotoanan'ny rivodoza transatlantika 2002 , ny toetrandro farany indrindra manana ny sata maha-tafiotra mahery azy dia ilay iray niomankomana ao atsimon'i Karaiba.