Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Mey, 2023
Mizaka ny vokadratsin'ny firafitra vaovaon'ny toetrandro trôpikaly i Trinité-sy-Tobago
Niteraka tondradrano goavana tampoka ilay onja trôpikaly, nomena anarana hoe Invest 91-L, ary koa faharavàm-pananana, fahatapahana hazo, fihotsahan'ny tany sy ahiana ho famoizana ain'olona.
Jamaika ‘mankalaza’ ny faha-75-n'ny Windrush, tena tokony ho izay ve?
"Ny rafozambaviko sy ny rafozandahiko, tamim-panantenana be, dia nandeha nankany amin'ny Fanjakana Mitambatra, firenena iray tsy dia tsara fandray loatra, mba hanampy hameno ny bangan'ny tsy fahampian'ny hery mpamokatra mora vidy ho fanorenana indray ilay firenena taorian'ny ady... tena fiainany azy manokana "
Jamaikàna mpanoratra malaza i Kwame McPherson nahazo ny loka 2023 isam-paritra ho an'ny Tantara Fohy anivon'ny Commonealth tao Karaiba
Noharahabain'ireo mpitsara ny fandrotsahan'i McPherson ny 'Ocoeee,' ho toy ny tsangambaton'ny toetra miaritry ny fanahin'olombelona"
Ny gazety sy ny zon'olombelona ao Trinidad & Tobago
"Inoako fa ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety dia milahatra tanteraka amin'ny fahalalahana midadasika be sy ny zon'olombelona ..."
Maninona no asian'i Trinidad & Tobago haba ny boky?
"Nanoritsoritra ny rafitry ny hetra ho politika ara-bola, fa tsy politika sosialy ny minisitry ny fitantanam-bola, saingy zara raha alonalona fotsiny izany. Ny hetra rehetra no maneho ny tomban'ny filàna sy ny laharam-pahamehana ara-tsosialy...."