· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Aogositra, 2008

Guyana : Hopitaly nirehitra

Levon'ny afo omaly maraina ny sampana mikarakara ny fahasalamana ara-tsaina ao amin'ny Hopitalin'i Georgetown. Notantarain'ireo mpitoraka blaogy ao amin'ny Living Guyana amin'ny antsipirihany ity hay trano ity … Ny lahatsoratra...

15 Aogositra 2008

Karaiba: Afaho ny tenanao

Androany no antsoina hoe Androm-panafahana any amin'ny zarantany Indiana Andrefana (tsy Karana) - andro fankalazana ny fiafaran'ny fanandevozana, rehefa nambaran'ny lalàna fa olon'afaka amin'izay ny andevo rehetra. 170 taona aty aoriana, vitsy ny mpamaham-bolongana karaibeana nanome voninahitra ny Ntaolony, izay nanao sorona ny tenany hananan'izy ireo ny fahafahany ankehitriny...

02 Aogositra 2008