Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Febroary, 2018
Inona Indray Ny Lahatsoratra Tena Nahasarika Ireo Mpamaky Global Voices Tamin'ny Herinandro Lasa?
Nandritra ny herinandron'ny 12 ka hatramin'ny 18 Febroary 2018 dia nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 209 ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Ny laharana faha 68 amin'ny lisitra ve? Honduras. Ary ny laharana faha 139? Somalia.
Nahazo Emoji “Steups” ihany i Trinidad & Tobago
Namorona emoji "steups" ho azy manokana ny Trinidadiana mpisera Facebook iray leo ny miandry ny valintenin'ny Facebook.
Inona No Novakian'ireo Mpamaky Global Voices Hatramin'ny Herinandro Lasa ?
Tamin'ny herinandron'ny 5-11 Febroary 2018 nahasarika mpamaky ny Global Voices avy any amin'ny firenena 195 ireo tantara sy lahatsoratra nadika !
Mihovitrovitra Miaraka Amina Fetiben'ny Mozikan'i Amerika Afovoany i Costa Rica
Milalao lokanga ny tongotra ary mively amponga ny rantsan-tanàna raha toa kosa miandry ny PapayaFest ireo mponin'i Costa Rica.
Lehilahy Trinidadiana Iray Namadika Ireo Lavadavaky ny Arabe Ho Lasa Tavibe Fandroana Amin'ny Rano Mafana Tao Anatina Hetsi-panoherana Mahatsikaiky Nandaitra
''Izao izany no fomba ahafahana mampanantanteraka zavatra eto amin'ity firenena ity...mila mankao amin'ny tambajotra sosialy ianao...''