Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Jolay, 2022
Polisin'i Trinidad & Tobago miisa valo no voahazona noho ny raharaha nahafatesana olona
Nolazain'ireo mpisolovava miaro ny fianakavian'ny roa tamin'ireo nodimandry fa “tsy ara-dalàna”, “an-tondromolotra” ary “famonoana tsotsotra izao” ny fahafatesan'izy ireo
Làlan'alika? Nataon'ny mpiseran'ny tambajotra sosialy fanalana azy ireo alika nirenireny teny amin'ny làlan'ny seranam-piaramanidin'i Trinité, nefa mila fiheverana io olana goavana io
Very hevitra ny mpisera amin'y fomba nahafahan'ireo alika niditra teo amin'ny lalan’ny fiaramanidina, fa ho an'ny maro, dia ny fomba fitantanana ny fiahiana ny biby ao amin'ny firenena no olana fototra.
Jamaika “Tia Miravoravo”, nandositra ny fihibohana napetraky ny fanjakana ilay marary nitondra ny nendran-gidro tao aminy
Nilaza tamin'ireo tomponandraikitry ny fahasalamana ilay marary fa handeha hihiboka any an-tranony izy satria lalina loatra ny alahelon-janany vavy azy noho izy tsy eo anilany.
Antigoa & Barboda: firenena farany indrindra ao Karaiba nanambara hoe tsy mifanaraka amin'ny lalàm-panorenana ny lalàna “mandrara ny sôdômia”
Tamin'ny 5 Jolay, namoaka didy ny Fitsarana Avo tao amin'ny firenena fa mifanohitra amin'ny zo omen'ny lalàm-panorenana ny olompirenena ireo toko sy andininy ao anatin'ny Lalàna Manameloka ny Firaisana Ara-Nofo ataon'ny olona mitovy taovam-pananahana
Tranga nendran-gidro (monkeypox) voalohany ao Jamaika
Nahazo lesona be tamin'ny valanaretina COVID-19 ny firenena- nefa mety ho moramorain-javatra kosa manoloana ny hambana entin'ny areti-mifindra ve ny vahoaka?
Hatavezana hita sy maharitra
"Ny fiainako manontolo, tsy mino aho fa mbola nahatsapa fa mila maka toerana kely kokoa, afa-tsy ao amin'ny vatako.."
Renivohitr'i Trinidad, voabahan'ireo hetsika manohitra ny famonoana ataon'ny pôlisy
Tsy vao voalohany izao ny Trinidad and Tobago Police Service (TTPS) no nampangaina ho manao fanararaotam-pahefana; toy ny hoe zavatra "efa hita" (déja-vu) ireny hetsipanoherana ireny.