Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Oktobra, 2013
Mampiseho Ny Fifanenjanan'ny Vehivavy Sy Ny Lehilahy Kiobàna Ny Firoborobon'ny Famoronana Orinasa
Nahatonga ny fitomboan'ny miasa tena ny fiovàn'ny lasitra ara-toekaren'i Kiobà, mpiasa tena izay takarina amin'ny hoe tsy ampiasain'ny fanjakana
Nahoana No Any Am-ponja i Sonia Garro, ilay Kiobàna Mpanohitra ?
Mpikambana ao amin'ny mpanohitra "Damas de Blanco", fikambanan'ny vehivavy mpanoro hevitra ho an'ny fanafahana ireo gadra politika any Kiobà i Garro.
Niteraka Onjanà Bitsika Mahery ilay Horohorontany Tao Trinidad & Tobago
Raha toa ka nisy maridrefy azo nandrefesana ny filazam-baovao sosialy, dia isan'ny avo dia avo mihitsy ireo fanehoan-kevitra mikasika ilay horohorontany ny alin'ny 11 Oktobra 2013 , raha tsy hijery afatsy ny tao amin'ny Twitter sy Facebook.
“Ary Hanao Sary Mandrapahafatiko” Fanontaniana Valo Ho An'ilay Mpanaingo An-tsary Lorraine Rodriguez
"Vao hitanao izay tianao, izay manome fahafaham-po anao, izay hainao ny manao azy, izay mampikiry anao mihoatra ireo zavatra hafa, tsy misy fiverenana eo."