Tantara mikasika ny Belize
Goatemalà: Mankalaza ny Andron'ny Tany sy ireo Fomba Fitandrovana azy
Loharanon-drehareha ho an'ny maro ao Goatemalà ireo alany sy ilay hatsarany voajanahary. Na izany aza anefa, ahiahy ihany koa ny tsy firaharahiana ny tontolo iainana sy ny fahasimbàna, ary manome sosokevitra amin'ny fomba hahazoana antoka ny amin'ny fitandrovana azy ireo bilaogera ao an-toerana.
Fanakonam-bolana nanome aingam-panahy ireo bilaogeran-dahatsary
Nampiseho ny takonam-bolana feno ny lahatsary avy amin'ny firenena samihafa, raha toa ka sendra tsy nahita izany ianao na raha mbola mahatsiarotsiaro indray ilay fotoana. Niseho ny 20 Febroary ilay hany takonam-bolana hitantsika ny taona 2008, sady ilay farany mandra-pahatonga ny 21 Desambra 2010 .
Mihovitrovitra Miaraka Amina Fetiben'ny Mozikan'i Amerika Afovoany i Costa Rica
Milalao lokanga ny tongotra ary mively amponga ny rantsan-tanàna raha toa kosa miandry ny PapayaFest ireo mponin'i Costa Rica.
Mamoaka Gazety Amin'ny Fiteny Maya Ny Gazety An-tsoratra Meksikana
Maya no faharoa amin'ireo fiteny teratany manan-danja indrindra ao Meksika, tenenin'ny olona miisa eo amin'ny 800.000 eo.
