Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Novambra, 2011
Kiobà: Miresaka Momba Ny Lalam-Pananan-Tany sy Trano Ny Ampielezena
Raha manokatra tontolo vaovao hafa ho an'ny Kiobana ity fanovana lehibe ity, izay ahafahany mampandova ny fananany amin'ny taranany ao anatin'ny didim-pananana, dia maro kosa ireo mahita fa mbola be loatra ny teritery, ary ny zava-dehibe indrindra dia ny mbola misy laharam-pahamehana kokoa