Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2016

Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Avrily, 2016

Noraisin'ny Pôrtô Rikana Am-po Ny ‘Hamilton’ Nahazoan'i Lin-Manuel Miranda Fahombiazana

Raha mbola ao anatin'ny krizy ara-bola i Pôrtô Riko , ny fahombiazan'ilay teatra an'i Lin-Manuel Miranda kosa nitondra hafaliana sy fanantenana.

Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Laharam-pahamehana, Misy Vonona?

Mitondra anao any Shina, Meksika, Jamaika, Makedonia sy Oganda izahay amin'ity herinandro ity, miresaka tamin'i Prudence Nyamishana izahay mikasika ny antony mahatonga ny Ogandey tezitra amin'ny laharam-pahamehan'ny governemanta.

Pôrtô Rikô Tafiditra Amin'ny Ampamoaka “Taratasin'i Panama”

Taorian'ny ampamoakan'ny kabinetran'ny mpisolovava Panameana Mossack Fonseca, tsy tokony ho lasa hanontany momba ny rafitra ara-toekarena mamela ny fandosiran-ketra ve isika?

Hatsikana Sa Sarimihetsika _Ny Fiposahan'ny Rariny Hoan'ny Mpanjifa ao Trinite sy Tobago?

" BRAPS !!! lasa fotsy ny sehatra [ ... ] BRAPS ... maty indray ny efijery. " mpakafy sarimihetsika iray ao Trinite niezaka ny hanao ny tsara indrindra mba hahazo tombony tamin'ny sarimihetsika , nefa resin'ny olana ara-teknika ... mandra-pivaliany izany tamin'ny hatsikana.

Mofomamy Mafanan'ny Hazofijaliana, Fombandrazana Ao Karaiba Rehefa Andro Paka

"Mofomamy mafanan'ny hazofijaliana! mofomamy mafanan'ny hazofijaliana! denaria iray, denaria iray ny roa, mofomamy mafanan'ny hazofijaliana!" Tian-dry zareo ao KAraiba ity fombandrazana mafilotra rehefa Paka ity.