Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Janoary, 2010
Diplaomaty Toniziana maty noho ny horohorontany tany Haiti
Hedi Annabi, 66 taona, diplaomaty Toniziana sy solontena manokan'ny sekretera jeneralin'ny Firenena Mikambana ho any Haiti (Minustah) dia ahiana ho isan'ireo maty tamin'ny horohorontany mahery nitranga tany Haiti. Malahelo noho ny famoizana azy ireo mpitoraka blaogy Toniziana.
Haiti: Manavotra ny velona, Mitady ny tsy hita
Ireto misy tambajotra sy tahirin-kevitra vitsivitsy eto amin'ny aterineto izay netsehina tato anatin'ny andro vitsivitsy hanampiana ireo fianakaviana avy any ivelan'ny faritra hitady ny havany sy handefasana mivantana ireo fanampiana vonjitaitra ho any amin'ireo niharam-boina, izay maro no mbola tototra any ambanin'ny tranon'izy ireo izay nirodana.
Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009
Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika. Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian...