Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Oktobra, 2018
Barbades, Jamaïque : Record aéronautique
"Afaka ataonao ny zavatra rehetra rehefa apetrakao amnontolo ao ny fonao"
Andro faha-2: Hetsika ho an'ny Demokrasia tao Nepal
Mihoatra ny arivo no voasambotra, maro ireo voadaroka, maro no maty, ary nandrahona ny hampihatra lalàna miaramila ny Minisitry ny Atitany, i Kamal Thapa.
Nahoana No Miresaka Fanandevozana Ireo Tantara Noforonin'ny Afrikana Sy Haisiana ?
Nahoana no atsidika kely fotsiny ao anaty tantara Afrikana sy Haisiana noforonina ny resaka fanandevozana? Io no fanontanian'i Kangni Alem, Togoley blaogera monina ao Frantsa, nalefany tao amin'ny fampidirana am-biloagy miparitaka be iray sy voasaina tsara. Malahelo izy fa ny tantara afrikana dia tsy ahitana an'ireo andalan-tsoratra maro mikasika ny onjam-panandevozana izay nanafay ny tanibe ary tsipihany fa tsy manan-danja lehibe amin'ny literatiora haisiana ihany koa izany, hitany ho azo leferina ihany ireo antony'ny fanesorana izany ho an'ireo haisiana mpanoratra.
Antilles Frantsay: Fanontaniana momba ny mari-panondroana sy ny tsy fananan'asa
Tino Land, nosoratan'ilay bilaogera Martinikàna monina ao Paris manasongadina ny disadisa misy indraindray eo amin'ny Afrikana sy Karibeana Frantsay, mitsikera ny Frantsay Antilliana mitsipaka ny fototra maha-Afrikana azy ireo sy Afrikana milaza fa "namidy" tamin'ny kolontsaina Tandrefana ny Antiliana