Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Marsa, 2016
Naneho Hevitra Tamin'ny Fandresen'ny Mpanohitra Tamin'ny Vato Maro An'isa Tery Tsy Mbola Nisy Toy Izany Ny Jamaikana
Taorian'ny fanisam-bato farany, nivoaka mpandresy - tamin'ny seza iray- ny Antokon'ny Mpiasa Jamaika tamin'ny fifidianana ankapobeny tao amin'ny firenena. Nizara ny ahiahiny sy ny fanantenany amin'ny governemanta vaovao ny mpiserasera.
Ravàna na Tsia, Mila Asa be Ny Lapa Manatantara ‘Mille Fleurs’ ao Trinite & Tobago
Ao anatin'ny fitontongan'ny toekarena, Mampanantena hitady vola hanavaozana tranobe manatantara indrindra ny governemantan'i Trinite sy Tobago ka miadi-hevitra ny olom-pirenena raha tokony ho laharam-pahamehana ireo lova (tranobe) ireo.
Poyais, Famitahana Tamin'ny Taonjato Faha-19 Mitoetra Ho Anisan'ny Miavaka Indrindra Tamin'ny Tantara
Nisy miaramila ekaosey iray nampanantena fa misy harena mora azo any Poyais. Ny olana? Tsy misy i Poyais.
Andro Iraisampirenena Ho An'ny Mpitsindroka: Ho An'ny Fanodinana Indray Ao Amerika Latina
Ny 1 Martsa, omen'ireny mpiasa ireny lanja ny toerana misy azy ary ny filàna politika ho an'ny fifandrimbonana amin'ny fitantanana ny fako sy fiarovana ireo mpisehatra fototra amin'izy io.