Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2017

Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Avrily, 2017

Misavasava Toerana Fanehoana Zavakantom-bahoaka i Seranan'i Espaina Taorian'ny Famoretana Mampiadihevitra Iray

Fanohanana antserasera ho an'ny mpanakanto kely Trinidadiana niteraka sehatra maharitra ho an'ny zavakantom-bahoaka ao an-drenivohitra.

Manohy Ny Antsony Mba Hanaovan'i Etazonia Fizahana Ifotony ny Trosam-panjakana ny I Puerto Rico

Nandevozina sy nendahina izahay. Mandà ny handoa ny trosa tsy anay izahay vahoakan 'i Puerto Rico. Tsy manaiky ampisafidianana na fanabeazana na fahasalamana izahay. Tsy ahena ny fisotroan-drononon'ireo zokiolona. Mitaky hetsika avy hatrany izahay.

Niala tsiny Tamin'ny Vondrom-piarahamonina Rastafari Noho Ny Vono Olona Tamin'ny Taona 1963 Ny Praiminisitra Jamaikana

Tamin'ny 12 Aprily 1963, Rastafari valo no nisy namono, mahery ny 100 no voadaroka sy niharan'ny herisetra ary noterena nohetezana ny volony rasta.

Mavitrika Araka Ny Nampanantenainy Hanao Fanadihadiana Ny Vola Fanampiana ny Filoha Ho Hofantranony Ve Ny Polisin'i Trinidad & Tobago ?

Manontany ny mpisera iray raha misy fifamatorana eo amin'ny filoha sy ny lehiben'ny polisy, raha toa ka nanomboka ilay fandihadiana nampanantenainy ihany ry zareo na tsia, ary raha nanao tokoa, azo inoana ve ny zavatra hitany?