Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Septambra, 2015
Miserasera aterineto any amin'ny toerana ho an'ny daholobe ao Kiobà
Voafetra amin'ny tambajotra sosialy (Facebook), tolotra mailaka sasany, lahatsary sy fampiharana karajia (chat) ny aterineto ao Kiobà
Nahoana No Heverin'ny Sasany Ho Hevitra Ahitàna Olana Ny ‘Marika Jamaika’
"Lasa resaka fiatsaram-belatsihy ilay izy, hoe na teo aza ilay tantara nisy fanandevozana sy fanompoana tsy misy fanajana ny maha olona...mbola tia hanitatra izany resaka fametrahana marika izany ihany i Jamaika amin'izao taonjato faha-21 izao."
Kiobàna LGBT Mpikatroka Mafana Fo Mandray Ho Andraikitra Ny ‘Fehezan-dalàn'ny Fianakaviana’ Izay Mitahiry ny Fomba Hatrizay
Nahatonga resabe momba ny tsy maha-araka ny toetrandro intsony ny Fehezan-dalàna ho an'ny Fianakaviana Kiobana ilay lahatsoratra nalefa tao amin'ilay gazetim-panjakana Granma.
Na Inona Na Inona Toetrandro, Mifidy i Trinidad & Tobago
Raha horaisina ny fehezantenin'ny iray tamin'ny mpifidy tao Trinidad sy Tobago , "Tsy mahasakana antsika tsy hifety ny orana, tsy ho afaka hanakana antsika tsy hifidy io."
Fampielezankevitra Dizitaly Amin'ny Andro Fifidianana, Tezitra Ny Mpifidy Tao Trinidad & Tobago
Mety nohararaotin'ny antoko eo amin'ny fitondrana ao Trinidad sy Tobago ny tsy fahatombombanan'ny Representation of the People Act mba hanohizany ny fampielezankevitra tamin'ny alàlan'ny media dizitaly nandritry ny andro fifidianana.
Nanomboka Ny Andro Fifidianana Tao Trinidad & Tobago
"Androany ilay andro ry Trinidad sy Tobago. Eo an-tànanao ny firenena..."
Mamely Mafy An'i Dominika ‘Nosin'ny Natiora’ Amin'ny Tafiotra Mahery Erika Ny Herin'ny Natiora
"Nakorontan'ny Natiora ilay Nosin'ny Natiora" tahaka ny namelezan'ilay tafiotra mahery voalohany amin'ny fotoanana'ny rivo-doza 2015 any Atlantika ny nosin'i Karaiban'i Dominika.