Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Marsa, 2008
Brezila sy Haiti: Rio de Janeiro sy ny Mpampandry tanin'ny Firenena Mikambana
Namakafaka lalina i Aloisio Milani [pt] fa “mety ho foto-dalàna sady azo heverina no azo ampiharina amin'ny fampanjakana ny filaminam-bahoaka ny fidiran'ny tafika an-tsehatra anivon'ny tanàna breziliana efa miaina herisetra...
Kuwait : Mangala-tahaka ny tandrefana amin'ny zavatra rehetra
Manentana ny mpamaky i Frankom [Ar], mpitoraka blaogy iray avy ao Kuwait, hampitsahatra ny fakana tahaka ny Tandrefana amin'ny zavatra rehetra – manomboka amin'ny tantara sy sarimihetsika alefa amin'ny fahitalavitra...
Bermuda : Hetsika andavan'andro mba « hahamaitso » kokoa
A Radical in Bermuda no mizara torohevitra vitsy mikasika ireo hetsika andavan'andro azo atao mba “hahamaitso” kokoa, izany hoe hanajana kokoa ny tontolo iainana : reuse water bottles instead of...
Etiôpia : Mpanjakavavin'ny Saba, vita dika Frantsay koa
Tamin'ity herinandro ity, ny blaogy amin'ny teny Frantsay Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) dia nitafatafa [FR] tamin'ingahy Samuel Malher, manampahaizana mpikaroka ara-pivavahana any Strasbourg, Frantsa izay nanatanteraka ny dikanteny...