Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Janoary, 2016
Tongasoa eto Trinidad, Izay Ahafahanao Manao Krismasy Fotsy (Fara Faharatsiny Ao Amin'ny Seranam-piaramanidina)
"Mitoetra ao anaty kiraroko aho sady talanjona! Ary nanontany tena. Aiza aho izany?" Nanaovan'ny mpisera anaty aterineto fandraisana mangatsiaka ny fampihaingona mahatalanjona ny firenena nandritry ny ririnina tao amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena any Trinidad.
Ny Satan'i Porto Rico Eo Anoloan'ny Fitsaràna an-Tampon'i Etazonia
Hisy vokany amin'ny fifidianana ny toerana noraisin'ny Lehiben'ny fampanoavana ao Etazonia mikasika ny satan'i Porto-Rico tamin'ilay raharaha izay nomelohan'ny lalàna tsotra aloha, avy eo nihitatra ilay izy.
Ny Antsipirihany Faran'izay Kely Indrindra Momba Ilay Lalànan'ny Fitorohana Ao Trinidad & Tobago: Mety Hahabe Asa
Natolotra teo anatrehan'ny Parlemanta ao Trinidad sy Tobago tamin'ny Novambra 2015 ny tolodalàna momba ny Fiarovana ny Mpitoroka. Bilaogera iray mpiady amin'ny kolikoly no mifanakalo hevitra momba ilay tolodalàna ary mihaika ireo mpisera ety anaty aterineto mba hirotsaka amin'izany.