Tantara mikasika ny Aruba
Lahatsary : Ireo Fandaharana Fampahafantaram-baovao Ho An'ireo Tanoran'ny Kids News Network
Manome fahafahana ireo ankizy any amin'ireo firenena samihafa mba hijery ireo fandaharana mikasika ny zava-misy natokana indrindra ho azy ireo, amin'ny fahitalavitra na amin'ny aterineto, mba ho afaka mikaroka sy mizara amin'ny aterineto ireo heviny, ny tambajotra Kids News Network.
SARIPIKA: Olombelon'i Karaiba
Sombim-piainana avy any Karaiba no itarihan'ny mpakasary, izay tahaka ny maro manerana ny glaoby, naka aingam-panahy avy amin'ny tetikasan'ny Olombelon'i New York, anao ao amin'io faritra io.
Vondronosy Karaiba: Ny Fanehoam-pankasitrahana
Dia mitohy ihany ny fitantarana ireo fomba aman-danonana manerantany. Ao anatiny indrindra ny any Etazonia amin’izao fotoana izao. Dia resaka momba ny fomba avy any indray no resahintsika na dia...