Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Avrily, 2024
‘Ny gitara beso no hazondamosina': Nodimandry teo amin'ny faha-77 taonany ny mpitendry gitara ‘bass’-n'ny Wailers, Aston ‘Family Man’ Barrett
"Izao tontolo izao dia namoy, tsy hoe fotsiny mozisiàna iray sangany sy hazondamosin'ny The Wailers fa koa olombelona iray niavaka izay namela lova goavambe ohatry ny talentany
Goadelopa: Maryse Condé tsaroana amin'ny maha-mpikaroka tsy nataho-maso mena azy nanoloana ny fahasarotan'ny tantara sy ny maripamantarana an'i Karaiba
Tamin'ny alàlan'ny famerenana nandinika ireo hevitra efa nosainina mialoha sy tamin'ny fanasongadinana ireo fahasarotan'ny maha-mainty hoditra, nihoatra ny sisintany ny asany, fitaomana avy amin'ireo mpisaina nanohitra ny mpanjanaka, toa an'i Frantz Fanon sy Aimé Césaire,
Telopolo taona androany no nidiran'i Brian Lara, mpilalao “cricket” tao anatin'ny tantaran'i Antilles
Montsan'i Lara nyzavabitan'i Sir Garfield Sovers tamin'ny hazakazaka betsaka indrindra tanatina lalao fitsapàna, tamin'ny nilalaovana ny baolina rehetra hatreny amin'ny fetra farany; tratra tany amin'ny faha-375 izy nony farany
Mamony ao Trinidad ny palmie iray miezinezina izay tsy mamelana afa-tsy indray mandeha mandritra ny fiainany
Antsoina ihany koa hoe Palmie-n'ny Taonjato, misy fihevitra diso ilazana fa hoe tsy mamony afa-tsy in-dray ihany isaky ny zato taona izy io, nefa afaka mamony izy rehefa mahatratra ny maha-matoy azy, amin'ny ankapobeny dia eo anelanelan'ny faha-25 sy faha-80 taonany.
Vanimpotoanan'ny Poui ao Trinidad & Tobago, fampahatsiahivana ara-potoana ny hatsaràna sy ny fanantenàna
"Toy ny milaza amintsika ny fisian'ny hatsaràna ao anatin'ny haizina ny hakanto mampitolagagan'ireo voninkazo mavo sy mavokelin'ny hazo Poui [...] tamin'ity taona ity."
Ivom-panorona itoeran'ny alamandon'i Guyana amin'ny ezaka hanitarana fizahantany manaja tontolo iainana
"Na dia eo amin'ny sehatry ny fanapahana hazo hahazoambola be aza, ny tahan'ny fandripahana ala isan-taona ao amin'ny firenena dia 0,06 isanjato — latsaka hatramin'ny 90 isanjato noho ny an'ny firenen'ny tany mafana sy mando hafa."