Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Desambra, 2019
Satria mankalaza ny faha-15 taona ny Global Voices, ireto ny lahatsoratra notsongain'ny ekipa Karaiba
Tsingerintaona faha-15, GV! Nisafidy ny lahatsorany 15 tsara indrindra tamin'ity taona 2019 ity ny ekipa Karaiba, manomboka amin'ny fihetsiketsehana mahery setra an-dalambe, ny krizin'ny mpitsoa-ponenana ary ny tantaran'ny rariny. Fizarana voalohany amin'ny dimy.
Tranga fanorisorenana ara-nofo ao Trinité & Tobago manasongadina fa ilaina ny politika tsara kokoa momba izany
Niteraka adihevitra momba ny politikan'ny fanorisorenana ara-nofo any amin'ny toeram-piasana ny tranga fanorisorenana ara-nofo vao haingana tany Trinite sy Tobago, indrindra rehefa misy fiantraikany amin'ireo mpikambana ao amin'ny vondrona (LGBTQ) izany.
Ireo endriky ny haintany ao Kiobà
Periodismo de Barrio, famoahana manokana momba ny fiantraikan'ny haintany amin'ireo lehilahy sy vehivavy ao Kiobà