· Avrily, 2019

Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Avrily, 2019

Naneho hevitra momba ny horohorontany tany Haiti ny bilaogera Rosiana

Akon

Horohoron-tany mahery vaika tany Haïti no nanjary loza voalohany manerantany tamin'ny taona 2010. Na dia lavitry ny loza aza ireo bilaogera Rosiana, dia nirohotra naneho ny fanohanan'izy ireo [RUS] ho an'ireo niharam-boina tamin'ny horohorontany. Tsy ela dia nanjary iray tamin'ireo lohahevitra noresahana be indrindra tao amin'ny RuNet ny zava-doza tao Haiti.

21 Avrily 2019