Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Desambra, 2021
Maka sary an-tsaina ny endrika taotranon'ny abidy ao Karaiba
Ho fandraisany anjara amin'ilay fanamby "36 Days of Type" anaty tambajotra, nanapaka hevitra ilay Trinidadiàna mpamorona endrika, Nicholas Huggins, ny hamorona ABIDY ho an'ny maso, niainga avy amin'ny taotrano ao amin'ny faritra.
Manambara i St Lucia fa hampiantrano ny karnavaly ‘vaxxed’ amin'ny 2022, saingy tena mifanaraka amin'ny zavamisy ve izany?
"Tsy maintsy banjinitsika ny hiarovana ny fahasalamàna eto St.Lucia no sady mamorona hetsika ara-toekarena isika hahazoan'ny mponina tombony "
Milaza i Antigua sy Barbuda fa ‘mila mandoa vola’ ireo mpandoto, satria loza mitatao ho an'ny nosy madinika andalampandrosoana ny fiovaovan'ny toetrandro
Mitolona hiavo-tena ireo firenena an-dalam-pandrosoana maro (SIDS), mahatonga ny firenena nosy Karaiba Antigua sy Barbuda hitaky fanarenana ara-bola mandritra ny COP26 noho ny "fatiantoka sy ny fahavoazana".
Hira malaza, nefa voarara, ao Kiobà
"Fahitana vaovao ho ahy ny fihainoako voalohany ilay hira tamin'ny fotoana izay tsy nahitana sakafo tao an-tranoko."
Lasa repoblika vaovao indrindra manerantany i Barbados
"Olona iray azon'ny zanaka Barbadiana tsiriritina ny filohan'i Barbados ankehitriny —ary tena mahery tokoa izany".
Andao handehandeha an-tongotra! Sarin'ireo lalana sasany mahafinaritra indrindra ao Karaiba
Maro amin'ireo olona any Karaiba no mazoto mandeha an-tongotra — ireo sary ireo dia hampiseho aminao ny antony. Many Caribbean people are avid hikers—these photos will show you why.