Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Novambra, 2010
Haiti: Fihetsiketsehana hanoherana ny Firenena Mikambana vokatry ny kôlera
Telo andro taorian'ny fanambarana ny trangan'aretina kôlera voalohany tany Haiti, The Life and Times of the Mangine Many namoaka tao amin'ny bilaogy: Tena marina? kôlera? Nataoko fa efa tsy nisy...
Haiti: lahatsary mety mahavonjy aina
Indroa nitsidika an'i Haiti hirotsaka an-tsitrapo hanao izay vitany any an-toerana ilay farmasiana vavy mipetraka any San Francisco sady mpamaham-bolongana Dr. Jan Gurley hatramin'ny nisian'ny horohorontany tamin'ny 12 Janoary. Nifanandrify...
Haiti: Horohorontany, Kôlera; Tomas koa?
Navarina sokajy i Tomas, izay narahin'ny faritra maso amin'ny maha tafiodrivotra tropikaly talohan'ny nivoarany ho rivodoza mahery sokajy faha-2 azy ka nandrava izay hitsin'ny diany tamin'ny namakivakiany ny nosy madinika maro. Niverina tamin'ny heriny teo aloha izy rehefa nitodi-doha nankany Haiti mbola miavotra noho ilay horohorontany nitranga ny 12 Janoary teo sy ilay areti-mifindra Kôlera.