Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Aogositra, 2019
Niseho niserana tao amin'ny tranonkala voajirika an'ny governemantan'i Trinité sy Tobago i Guy Fawkes
Tranonkalan'ny governemanta ao Trinité sy Tobago maherin'ny ampolony no nolotoina tamin'ny fitrandrahana piraty izay heverina ho ilay fijirihana informatika lehibe indrindra tsy manampaharoa mbola tsy fahita hatramin'izay tao amin'ny firenena.