Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Jona, 2012
Kiobà : Bilaogera Ampielezana Manameloka Ny “Hetsika Mahery Vaika “ Nahatonga Fahafatesana Renibe Iray
Mitantara momba ilay tranga nahafatesana zokiolona iray tany amin’ny faritra Santa Clara ny faran’ny herinandro lasa teo ireto bilaogy Kiobàna ampielezana roa ireto. Na dia teo amin’ny faha-90 taonany aza ity vaviantitra, nandinika ireo bilaogera fa “herisetra fisaoram-bady” no nahatonga ny fahafatesan’ity farany. Nitantara I Pedazos de la Isla fa:...
Bahamas: Famakafakàna Bilaogera Momba Ny Valim-pifidianana
Ny valim-pifidi-anana ankapobeny ny alatsinainy teo tany Bahamas no nanome governemanta vaovao ho an'ny firenena : ny Antoko Mirona Liberaly (Progressive Liberale Party na PLP), izay nipetraka tamin'ny toeran’ny mpanohitra tao amin’ny parlementa teo aloha, no voafidy ho eo amin’ny fahefàna, izay antsoin’ireo bilaogera hoe fandresena fikorisan'ny tany [goavana] . Nanao tomba-maso vetivety...