Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Febroary, 2017
Marcus Garvey sy Ilay Fotoana Fanararaotra Nodinganin'ny Filoha Obama
Amin'ny fandàvana ny hamela heloka na hanasongadina ny zava-bitan'i Marucs Garvey nandritra ny fitondrany, tsy nahavita nanararaotra ny fotoana tokony ho an'ny ''adihevitra marina mikasika ny firazanana sy ny fikosehana ireo maherifo mainty'' ny Filoha Obama.
Ny Endriky ny Fanoherana: Mihaino ve Ianareo? Rakipeo
Ary ao anatin'ity andiany ity ianareo dia hoentina ho any India, Japàna, Aostralia, Meksika ary Trinidad sy Tobago mba hampidirana aminareo ny Endriky ny Fanoherana ao anatin'ny tontolo iray miaina ny fanontoloana.
Fa Maninona No Mizara Ny Laharana Maha-mpianatra azy Ao Amin'ny Tambajotra Sosialy Ireo Porto Rikana?
Ao anatina krizy ny fampianarana ambony ao Porto Riko taorian'ny fanapahana famatsiambola sy onjam-pangataham-pialana tao amin'ny Oniversiten'i Porto Riko.
Tonga Ao Pôrtô Rikô i Oscar López Rivera Saingy Mbola Migadra Amin'ny Trano Ambenana Manokana Mandra-pahavita ny Saziny
Hifarana amin'ny 17 Mey ny saziny.
Mankalaza Ireo Vorona Mivelona An-drano ao Karaibana ny Boky Elektronika Vaovao Iray
Mieritreritra fa ny fanisàna vorona dia zavatra fanaon'ny mpahay siansa sy ireo mpijery vorona fotsiny ve ? Mampandray anjara ny rehetra ny boky elektronika vaovao, nivoaka ara-potoana ho an'ny fanisana isan-taona ny vorona Karaibiana,
Mankalaza Ny Famotsorana Ilay Gadra Politika López Rivera i Pôrtô Rikô
Nanambara ny lehiben'i San Juan, Carmen Yulín fa hiomana amin'ny hetsika manokana amin'ny fahatongavan'i Oscar Lopéz amin'ny volana Mey ny tanàna.
Mety Ho Afaka Hamaha Ny Kizo Vokatry ny Lalàna'ny Hetra Amerikana Any Trinidad sy Tobago Ve i Trump? Toa Manantena Izany Ny Mpitarika Ny Mpanohitra
Fony tao amin'ny governemanta ny mpanohitr'i Trinidad sy Tobago, nampidiriny tao amin'ny parlemanta ny volavolan-dalàna FATCA; nanomboka teo, tsy nanaiky hanara-dalàna intsony izy. Mampidira taratasy ho an'i Donald Trump.
Nahazo Aingam-panahy Avy Tamin'ny Mpanolotsainan'i Trump, Ny Mpampiasa Haino Aman-jery Sosialy Ao Trinidad & Tobago Nanomboka Namoaka Ny “Zavamisy Azo Isafidianana”
"Nampitsahatra ny asany ny Ringling Brothers ho fiomanana amin'ny fifaninanana avy amin'ny governemanta Amerikana" #alternativefacts"