Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Jolay, 2008
Dominika sy USA: Politika sy Olona
“Liana dia liana amin'ny fizotry ny fifidianana Amerikana i Chris ao amin'ny Dominica Weekly , ary mitarika azyizany hitodika amin'ny toetoetran'ny politika ao an-tanindrazany: “Angamba ny zavatra mahomby indrindra azontsika...
Goiana: Fandrarana filazana fanameloha aho faty
Living Guyana no mitatitra fa mikasa ny handrara ny filazana na fampielezana ny fanameloha aho faty ny Filoha Goianey satria “ratsy loatra ny mandre azy ka manao izay mampalahelo ny...
Brezila: Nahazo alalana ilay tetikasa nokileary efa nampiady hevitra
Nahazoana fahazoan-dalana vonjimaika, avy amin'ny Ivotoerana Breziliana miahy ny tontolo iainana sy ny akora azo avaozina tamin'ny 23 jolay farany teo, ho azon'ny mpametraka angôvon-taratra nokileary Breziliana trandrahina ilay mpamerin-kery (réacteur) efa nampiady hevitra Angra 3 , nefa mialoha izany dia andiam-pifanarahana fiarovana ny tontolo iainana mahatratra 60 no napetraky ny minisitry ny tontolo iainana Carlos Minc tsy maintsy ekena.
Bahamas: kolontsaina fimailo
“Mihanaka aoka izany ny aretina azo avy amin'ny firaisana tsy voaro sy ny tsimok'aretina VIH/SIDA any Bahamas , noho ny fitomboana fatratra ny isan'ireo tanora tratran'izany”: Adrian Gibson ao amin'ny...
St Vincent sy ireo Grenadina : Aza izay efa tra-boina indray no mbola omen-tsiny
Abeni no mitatitra ao amin'ny And Still I Rise [Raha mbola mijoro foana aho] mikasiky ny firongatry ny fanolanana sy izay adihevitra aterak'izany any amin'ny vondro-nosy St Vincent sy ireo...