· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Septambra, 2018

Fankalazana ny Ashura manerantany

  28 Septambra 2018

Muharram, volana voalohany amin'ny alimanaka Islamika, no fotoam-pisaonana ho an'ireo Silamo Shiita. Mandritra izany volana izany, mankalaza ny fahafatesan'i Husain, zafikelin'ny Mpaminany Mohammed sy ny Imam shiita fahatelo, ao amin'ny Ady tao Karbala izy ireo. Tonga amin'ny fara-tampon'ny Ashura, andro fahafolo amin'ny volana ny lanonana fisaonana.

Rakotra marijuana ny lalana mankany amin'ny fahaleovantena

Ny Tetezana - The Bridge  06 Septambra 2018

Tsara toerana ny governemantan'i Trinidad sy Tobago mba hitrandraka ny fahaiza-manaony lehibe ara-teknika sy ara- fotodrafitrasa ao amin'ity firenena mpamokatra solika sy etona ity mba ho lasa mpitarika sy mpiantsehatra goavana eo amin'ny  indostrian'ny cannabis sy ny rongony manerana ny CARICOM

Ny haintany tany Guadeloupe sy tany Martinique

  01 Septambra 2018

(Marihina fa tamin'ny 12 Martsa 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny hita tamin'ny lahatsoratra tato amin'ny Global Voices, niaina haintany nahery vaika ireo vahoaka Karaibeana tao anatin'ny herinandro vitsivitsy. Naneho hevitra momba ity loza voajanahary nisy fiantraikany teo amin'ny fiainan'izy ireo andavanandro sy teo amin'ny tontolo ara-politika ity ireo...